4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fanirinao - MANIAc

Misimisy ny volako aty
nomen'ireo ray amandreny
nolazaiko fa ho ahy irery
nefa hividianako fanomezan' ho azy

Vetivety dia lefy izany
tsy tian'intsony lay zavatr'iny
nangatak'indray aho tsy nahazo intsony
tezitr'aho ka lasa nikomy

Raha nomeny anefa aho
dia ho lanilany fotsiny amin'izao
ny faniriana ao aminao
miova isan'andro isan'andro

Fa ny irina
sesehena
tiako omena
fa tsy misy ny omena

fa ny irina
sesehena
tiako
fa tsy ho azoko omena

Partager ny fanirinao

Commenter ny fanirinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MANIAc