4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaora azy - KT AMBATOVINAKY

Ravoravo ny fo tafahaona indray
Tafahaona ato antranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjampiainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy
Maro fakampanahy zao fiainana izao
Ao satana te amitaka anao
Aoka isika atoky an'Andriamanitra Ray
Zay nitantana antsika hihaona indray

Ref: Misaora ilay Mpamonjy tia
Izy no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy izy ka matokia
Fa ataony mpandresy ianao dia eny ety
Midera omeo voninahitra
Haleloia hosana ho an'ilay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay

Misaora ilay mpamonjy tia....

Midera omeo voninahitra....

[Mandrakizay] 3x

Partager misaora azy

Commenter misaora azy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KT AMBATOVINAKY