4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kifeko - Doods

Efa hainao ‘le tanana ataovy ambony tsara ayô

Fa ‘ty ‘le vibe mampanonja azy, kifeo, ayô

Ze misakana dia mbay ô! (mbay ô)



Zany mi-flôty manarak’onjan’insta

Ritsoka azo henoina indrindra raha natao ny fampitaha

Koboy fa: matoa izahay tsy mety miala mbola tia dia tsy oe mitapy

Matoa ‘reo tsy mitsaha-mankafy dia ao rap (tchk tchk)

Tsy voatakalo, tsy voasolo

Aleo porofoina eto oe harena be le kolo

Tsy dia ankasitrahana izy nefa kifeko

Raha nisy num izy ngamba isa-minitra bipeko

Fa mandona ‘ty ozy aho, ay’s

Raha tsy tsapanao plouf! tapohy kely dzama ice

Tss hehe! raha mety aminao zany dia raiso

Nataoko hahasarika anao ho tia rano mangats’haintso

Passe-passe, manasa anao hi-ping

(Ayô passe, haindry ‘le izy hay ndry efa kinga)

Dia ôtr’zany àry (le rap) dia aiza àry aho no tsy ho tara aminy

Mety ho gaga ianao nefa ataoko ahoana zay no valiny





Ref: Efa hainao le tanana ambony yô (ayô)

        Doods le vibe mampanonja azy (ayô)

        Ze misakana mbay, ze mitady okay

        Ôtr’zay le izy, kifenay!





Nandalo nisesisesy ‘reo karazan-gadona

Ny R.A.P voatazona, ny sisa rehetra takona

Cali tsotra anaty boots, milalao rima anaty roots

Zà zay, taizan’H atr@zay

Ô minday akama iray milay antsoina oe mic

Eto an-tanako izy zao mitondra vibe

Dia mikira rima tsy midika oe frim

Rehefa mitopy aty ny masonao aza variana

Fa le kanto iangaliako tsinona

Tsy takatrao fa any ambadiky le zà mi-tim(berland)

(Hey Doods, ty vavandry aloha mbola hampidi-doza)

Calme, enika talenta io fa tsy foza

Diso fantatro ny zôziny, efa drafitro ny hikôzy

MC a tsinona, leo tsaraina @pôzy

Zao ny feoako àry hamakivaky ati-doha maro ikôzy oe :

Ntsey e, mira oe kifeko io oay le!







Yo Doods, cali tsotra anaty boots, milalao rima anaty roots

Poizina io, omenao mic izy tsy ampoizina

Ny flow-ny mampiakatra pouls, mahatonga ny sasany hifosa

Oops! oadray le kifeko io ka tsy avelako handeha irery ny loops

Mila ny feoako izy tsinona

Filalaovan-teny ‘zany fa zao ny tena tiako ho tsindrina

Yo, Mamelà ahy ianao mba hanontany

Aiza ho aiza @le rap ‘le ratsy raha toa ka ôtr’zany?



Bridge: Efa hainao ‘le tanana ataovy ambony tsara ayô

Fa ‘ty ‘le vibe mampanonja azy, kifeo,ayô

Ze misakana dia mbay ô!

Partager kifeko

Commenter kifeko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Doods