4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - Joy k

Sambatra ianao avy eo sambatra aho
Rehefa tafaray zaho sy ianao
Hitondra fitiavana iray vaovao
Natokako irery ho anao

Avo be ka tsy takatro
Ilay kitana omeko anao
Fa todiko foana na dia eny ianao
No amiratra hoa ahy manontolo

REF:ieeeee,ka ho ahy
tiko hoahy irery ianao
hiadana sy ho fianaritra aho
hitety izao tontolo izao hiaraka aminao
ka ho ahy,tiko ho ahy irery ianao
hiadana sy ho fianaritra
ho hitan'ny ambany lanitra

Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy k