4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ihira ho an'i jehovah - Ankony Fanantenana



Ihira hoan'ny Jehovah aho raha mbola velona koa
Hankalaza ny Anaran'ny raha mbola miaina koa
Deraina isan'andro isan'andro ny fahalebiazany
Sy ny voninahiny ary ny fiandrianany


Izany ry ray o
No vetson'ny foko
Sady tsy afaka am-bavako koa
Noho ireo soa
Omena isan'andro
Sy fitahiana tsy hita lany


Koa indro ny feoko atolotro koa
mandrapikipy ny masoko roa
Koa indro ny feoko atoloro koa
Mandrapikipy ny masoko roa

Partager ihira ho an'i jehovah

Commenter ihira ho an'i jehovah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ankony Fanantenana