4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny hafanana - Razakandraina jeannot

Tadidio kely anie fa indray takariva izay

notantaraiko t@ ise fa tsy miaraka izahay

fa matoa izy eto anilako

satria tiako ny eo anilany o

fa raha izay fitiavako raha misy aza silany



fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay

fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay

toky ihany no omeko  omeko anao sy omeko azy o

ka izay nekeko tsy ataoko vazivazy



fa tiako loatra ianao mamy toa tantely

tena fitia vao tsy lainga velively

misy anefa re omena tsy omena

ka hadisoako ve sa kosa diso ianao



anananao tokoa ny bika endrika torak’izany

saingy kosa mangatsiaka raha mila anao hatrany

ny hafanana ry lalaiko mila izany ny fitia

ny fitia e io no karakaraiko

matoa aho tsy tonga aty , tsy tonga aty



fa tiako loatra ianao......



....



anananao tokoa ny bika ....

...

matoa aho tsy tonga aty,tsy tonga aty..

Partager ny hafanana

Commenter ny hafanana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Razakandraina jeannot