4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamy - Mamy Rakotoarimalala

2 fois:Marobe no efa hitako niara-dia taminao

       Nefa moa dia ho ditrako

       Raha toa aho tia anao

       Mahagaga, asa loatra fa io masonao io

       No tsaroako fa nandoatra ny fitiavako madio.

               Lozako nahita anao

               ô! ry mamin’ny fitiavako

               Raha nampoiziko ho izao

               Dia nidify anao ny tavako

               saingy indrisy tara loatra

               Fa ny fo izao dia tia

               Ka tsy afaka manoatra

               Fa voababonao doria.

Partager mamy

Commenter mamy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy Rakotoarimalala