4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza atao zara vilana - Jean aimé

Tiako anao,anao koa tia zaho
Antsika mifankatia,antsika miaraka
Tiako anao fa zaho voafitaka anao chérie
Anao manambady,'zaho vokisanao vandy

Tsy nataoko hakivy 'zaho chérie,anao mampirafy 'zaho
Matoa mampirafy,dia misy zavatra tsy ampy
Aiko anao tsy mahafoy vadinao matoa anao mbola tsy miala
F'izaho mandefitra satria 'zaho tao afara

Zaka ambarako anao rafilahy,antsika mifanaraha
Aiko ndraiky ianao tompom-bady,fa tsika tsy tokony hiady
Fa za miala-tsiny,satria 'zaho vahiny(zoky e!!!!!!!)
Izy mavandy,mivolana tsy manam-bady

Tsy nataoko hakivy 'zaho..........
.................satria 'zaho tafara

Partager aza atao zara vilana

Commenter aza atao zara vilana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jean aimé