4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanantenana - HERMANN

Ianao irery, Tompo tia

No hany fanantenana

Fa raha izao fiaiananay izao

Dia tsy azo antenaina haharitra



Eo akaikinao Ray

Dia tsy mba misy alhelo

Fa fiaianana sy hafaliana

Izay andrandraina sy antenaina haharitra

Partager fanantenana

Commenter fanantenana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HERMANN