4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny hazo fijaliana - ANDRIAFO

Mety ve ny mitaraina Jesosy o!

Eto am-pototry ity hazo nijalianao

Mitahiry fahatsiarovana ny namonjena Anao

Lasa hazo manganay tokoa



ref:  ny hazo fijaliana ve?

        n’aiza n’aiza no aleha

        nobaben’ireto mpino marobe

     (Tompo tia o!)

       nefa ianao tsy nampitondra anay

       fahoriana izay tsy ho zakanay

       isaoranay anao tokoa satria nampionona ity fo

      reraka aho kanefa ho aiza moa!



Eto am-pototry ity hazo ity Jesosy o!

No mba hany ahitako fiadanam-po

Toa fihiniko eto ianao ka hidongiako tsotra izao

’Zay rehetra manahirana ahy



Eto am-pototry ity hazo ity Jesosy o!

no hanavaozako indray ny fanompoana anao

Ny halahelo sy tomany holevoniko eto izao

Hitsangana aho ka hanompo anao



ref: mitsngana ary ianao

     ny ranomaso koa fafao

    be ny adidy mbola mianadry anao

   (ry sakaiza o!)

   ka ny rà nalatsany ho anao

   no efa namonoany koa ny helokao

   ireo fahoriana rehetra notaraininao teo moa tsy efa   nozakainy ve?

      



                                       AMOR.

Partager ny hazo fijaliana

Commenter ny hazo fijaliana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANDRIAFO