4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sitrany - ZADOO

Sitrany foana

Ny hikorana aminao ro

Ndraiky andro matinaly

Tsy ahoana tsiahy





Fe blouzy kofona

Onjan-dranomaso izao

Jangobo manina e tamana

Natao akory maro



(x 2 Bis)



Filaha re zaho

Tsy efa moramora

Tambitamby no ilainy re

Tso-drano no mba vitany e



Mipolia soa iy,  lahy e

Mipolia soa iy

Jangobo ty an-tanana lahy e

Tamana e



Sitrany foana….



Mipolia soa iy (bis)

Partager sitrany

Commenter sitrany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZADOO