4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manina ny any - ZADOO

E manina aho e

Manina ny any aminay e

E manina aho e

Jangobo lava marary e



Any i Iaba any i Ieny e

Zoky lahy re ny lahy e

Ahay atoy roso lavitsa etoy

Zaho jangobo lava areo e



Any i Iaba any i Ieny e

Zandry lahy re ny lahy

Filaha re zaho hendre nare raha

Tohitra an-tanin\\’olo o


Partager manina ny any

Commenter manina ny any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZADOO