4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avia hifaly - ZADOO

Reo kilalao zay fanao

Dia averina atao

Rehefa tonga ilay andro

Hihaonantsiaka indray



Ny namana antsoina avokoa

Ny sorisory dia ho lo

Zay manahirana anao

Aoka hivalon’any



Ho hadinointsika koa reo fahoriana mianjady

Hiaraka isika dia tsy hisy ny tomany

Raha tsy hitanao zay atao

Ampianariny ianao hiady

Koa avia hiaraka aminay,

Avia hifaly



(x 2 Bis)

Partager avia hifaly

Commenter avia hifaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ZADOO