4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zanako - Erick Manana





Aza tomany zanako ô (2)

Mbola hisy maraina vao

Vatomamy sy kilalao

Ny ady mafy ilofosako anio

Tsy very fa tadidio



Fafao ny tomany zanako ô (2)

Mbola ho avy ny anjaranao

Mbola hizaka an\\’izao sy izao

Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso

Eto an-tratrako iondanana




Partager zanako

Commenter zanako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick Manana

Suite