4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avelao izay handeha - Willah

Reko izao feonao mitalaho

milaza fa hoa tena tsisy azo atao

mandratra tokoa ilay fery am-po

kanefa hatrakao ny loha



an-tsainao izao izay vitany

nefa aza atao mahakivy

fa indray andro any mbola ho avy

ny anjaranao tsy ho lany



avelao izy handeha

f’aza sakananao

ajanony hatreo ireo tomaninao

avelao izy handeha

fa fiainam-bavao

indray izao no hatrehanao



fantaro fa tsy homora ny handao

ireo nokasaina toa lasa nangahy

am-po tokoa ilay ratra taloha

kanefa hatrakao ny loha



an-tsainao izao izay vitany

nefa aza atao mahakivy

fa indray andro any

mbola ho avy

ny anjaranao tsy ho lany



ref



tsy ho neninao ireo vita natao

k’aza mitanondrika ianao

ka ny alahelo hatsaharo izao

laln-kafa indray no katsao



ref


Partager avelao izay handeha

Commenter avelao izay handeha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Willah