4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andron'ny fahazazana - Vahines



Eny lasa ka tsy tàna

Irony andronay fahiny

D’ireo ora nidolàna

Tamin’iny làlana iny



Koa dia veloma ihany

Irony andron’ny fahazazana

Aoka ianao hitarika hatrany

@ ireo lalan-kombana



Indro tsinjoko eny lavitra eny

Irony kintana misomambisamby

Ny safosafonao

Ry Dada sy Neny

Sy ireo karazan-tambitamby.



Koa dia veloma ihany

Irony andron’ny fahazazana

Aoka ianao hitarika hatrany

@ ireo lalan-kombana


Partager andron'ny fahazazana

Commenter andron'ny fahazazana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Vahines