4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vonona aho! - Manafi

Manolo-tena aho izao ry Ray manolotena ho anao

ho isan’ireo mpianatrao irakao ka hampandroso ny asanao

  ref:indro homeko avokoa ny tena sy ny fo

       hanao ny asanao s’izay sitrakao

       ka raiso e! ry Tompo fa vonona aho hanompo anao

indro atolotro ihany koa zay rehetra ananako

tsy hitsitsiako herim-po tokoa ny hanao ireo asanao



Tsy tanteraka aho Tompo o! ka omeo ny herinao

ity mpanomponao izao raha hanao ireo asanao



       tonony sy feony : Lanto ANDRIAMANDROSO

Partager vonona aho!

Commenter vonona aho!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Manafi