4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vonona - Roger raoël

Eny e, hoy ny vetsovetso

Izay nampiana kalokalo

Na ho anay manokana aza

Izao tontolo izao mandalo



Ka hilomanosako eto

Hanamparako ny dia

Moa tsy zava-poana raha tsy misy ny fitia



Raha katsahinao tokoa

Ilay fitia tsy manam-petraHitohofanao ny mamy

Amin’ny andronao rehetra



Ity ny tenako voababo

Efa vonona ho anao

Indreo ny hareko manontolo

Hifalio sy hanjakao e!!

Partager vonona

Commenter vonona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Roger raoël