4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavak'i mb. terezy - Ankalazao ny tompo

Fiv:Fantatro izay tenin'ny fiainana ho ahy

Ho Fitiavana aho ao amin'ny Fiangonana

Ho Fitiavana aho Kristy o

Ao amin'ny Fiangonana.



1.Mankalaza anao amin'ny foko sy amin'ny fanahiko manontolo aho

Ka na bitika aza dia tsinotsinona

Fa avy aminao

Toy ny olo-maminao



2. Iriko atao daholo ny asam-pamonjena niarahako aminao eny andalampiainako eny

Te ho pretra aho, te ho misionera

Te ho mpampianatra aho

Ary te ho maritiora



3. Namborahanao tsiambaratelo dia ny Fitiavanao Ity mpanomponao

Fa feno hafaliana mibanjina anao

Ary vavaka mangina

Amin'izao tontolo izao


Partager vavak'i mb. terezy

Commenter vavak'i mb. terezy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ankalazao ny tompo