4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vatolampy - AFAFI Taninanandrano

vato mafy iorenanay ianao Jesosy o

ka ny tena fo fanahy, dia anao ka anjakao

kanefa indraindray dia mivily izahay

koa tazomy mba hifikitra aminao



ref

vatolampinay ianao, ka tsy mba hatahotra

herinay sy tanjakay, andry fiorenanay

vatolampy vaovao iafaranay rahatrizay

ianao Jesosy anjara lovanay



mora simba mora lo raha ny fiainanay ety

fa ny eo anilanao no maharitra doria

ka indreto izahay miara dalana aminao

ary hanao ny sitrakao mandrakizay

Partager vatolampy

Commenter vatolampy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AFAFI Taninanandrano