4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vaovao - MIANGALY

(in-2)

Mamafy tsara mamoa

Manisy ratsy tsy soa

Manambitamby mamela

Ireo mpandrafy hatry ny ela



Fiv. (in-2)

Fahiny isika tsy izany

Ankehitriny efa any

(in-3 @ farany)

Satria nateraka indray

Tonga zanaky ny Ray



(in-2)

Manangana ny efa rava

Miasa tsara tsy vava

Mamitrana fihavanana

Mamboatra làlana hitana



Fiv.



(in-2)

Fohazina izay matory

Tsy hivatravatra tsy akory

Fa efa androny izao

Mila pare ’zaho sy ianao



Fiv.

Partager vaovao

Commenter vaovao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIANGALY