4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vaonala - Erick Manana



E vaonala e!

Tsy mba hitako ny atao a!

Tsa mbola tany an-dafy aho

Ka nanao dia matso a!

Tsy azan’ny parasy aho

Ka nanao dia ratsy a!

Antsipika roa fiaratse

Iroky maranitsa, mifilofilo a!

Isika roa va moa tsy hiaraka

Iroky izany mampifilafila

E vaonala e!!

Partager vaonala

Commenter vaonala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Erick Manana

Suite