4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra mpitantana - TOUCKY

1/ Ny tananao mitantana  ahy

Miahy ny tena sy fanahy

Tsy misy mahasolo re!

Ny fitiavanao be dia be

Fa ampy ahy ny fitiavanao.



Fiv: Ny Tompo sy Andriamanitra

Itarainana raha misy ady sarotra

Miahy sy mamindra fo

Itarainana raha misy ny manjo

(ny manjo)



2/ eo aminy aho no sambatra

miadana finaritra

tsy misy mahaory re

Fa n’aiza n’aiza no aleha

Tantanany aho tsy foiny handeha



3/ Raha sendra ady sarotra aho

‘lay tananao tsymba mandao

fa mihazona ahy tsy hania

miantsi ahy hoe: “AVIA”

“HANARAK’AHY HO DORIA”



TOUCKY

Partager andriamanitra mpitantana

Commenter andriamanitra mpitantana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TOUCKY