4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny eo akaikinao sombinaina - THERACK

ndrematoa o, izany foko lasanao

tsy miova, tsy mivadika anie aho, sombinaiko

fa fitia varo-maty matokia

ny miova sanatria.



ny eo akaikinao sombinaiko, no mba tiako

fiangolana, fitosiana

eo ihany no ifalifaliako

afaka eo izany sento tomaniko

ny eo anilanao re ry aiko tsy adinoko

ho tadidy mandra-maty

fa vita sary ato an-tsaiko

ny eo akaikinao, izany havako izany

Partager ny eo akaikinao sombinaina

Commenter ny eo akaikinao sombinaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THERACK