4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antson'ny manina - THE SPECIALISTE

O ry zazavavy iny

andray, aza ilaozanao e

ooo aza ilaozanao

mba andraso ieeeiee

ity foko ity

ho atolotro andry

tsy sanatria

hamitaka andry

aza mandefa mafy

mandehana mora

mba andraso eeieee

x3



Hanaraka anao ee

Oo rila eeee

Hanaraka anao foana

Tsy handao anao eee

Oo rila eeee

Tsy hanadao anao foana

x2



Hanaraka anao ee

Oo  ieieieeeeeee

Hanaraka anao foana

Tsy handao anao eee

Oo  ieieieeeeeee

Tsy hanadao anao foana

x2



aaaaaaaaaaaaaannnnnnn

Partager antson'ny manina

Commenter antson'ny manina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THE SPECIALISTE