4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hanan-java mahory aho - TDL (TRUE DIRECTION LIFE)

1-Mitazana ahy foana isan'andro,
ireo fahavalo mba ho potika
Dia zarany aza misy olana ny fiainako
ihomehezana sy handatsa ahy avy eo
Fifaliana ho azy fitahiana ho azy
raha izaho no potraka
Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho) x2

Ref: (Tsy fantany nga?
F'efa misy anjely manodidina ahy
Andriamanitry ny lanitra avo indrindra e!
No misahirana manara-maso ahy
Tsy fantany nga?
Fa Jehovah mihintsy no miandry ahy
Ka na inona zava-mitranga
Tsy hanan-java mahory aho) x2

2- Mitazana ahy foana isan'andro,
ireo fahavalo mba ho potika
Mifaly amin'ny fahavoazako izy
Raha sendra aretina sy olana kely aho
Fiadanana ho azy fahasambarana ho azy
Raha izaho no potraka
Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho

Ref: …

Partager tsy hanan-java mahory aho

Commenter tsy hanan-java mahory aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TDL (TRUE DIRECTION LIFE)