4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy sahy - T-ricK



Nitopy tamin'iny lalana iny
ilay masoko dia nahita anao
Niezaka ihany aho tsy hijery
nefa tsy vitako izany
lay endrikao sy bikanao
manenjikay
no tazako ery lavita ery !
Tampoka teo niantso ianao
tamin'ilay feonao mikika!

REF 1: Taitra aho! nahita nao
niezaka ihany ao hanala
ilay henatro nefa tsy vitako izany
Lay bikanao nanaitra
no tazako teo
maha te hanatona nefa tsy sahiko
Fa matahotra aho


Tsy sahy manantona aho
nefa tsy maintsy ho eny
ilay masona mijery
lasa taty no nanaitra a
Ilay fihetsikao miseho tampoka
manantona ra sahy ilaiko lay endrikao
mahafatifaty anilako eo

Partager tsy sahy

Commenter tsy sahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe T-ricK