4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tadidiko - Hir'aina

Tadidiko ny omaly
fony aho mbola saraka Anao
nandrakotra ahy ny jaly
sy ny fahorian'izao tontolo izao
Nandao avokoa ireo mba namako
nanalavitr'ahy
ka irery aho tsy nisy mpijery
tanaty ady

Fa teo Ianao ry Jesosy Tompo
tsy mba nijery izany fahalemeko
nampiarin'ahy
namela ahy hitoetra Anilanao

Tadidiko ny omaly
fony aho mbola rakotr'aizina
nandrakotr'ahy ny ota
sy ny faharatsian'izao tontolo izao
nandramako avokoa izay mba fantatro
fa hampiadan'ahy
fa sasatra aho
tsy nety nahita izay nahasoa

Partager tadidiko

Commenter tadidiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hir'aina