4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira T-ho any aminao - Raboussa

Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an’dry

Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty.

M’sora, dia somary lasalasa vinany

Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany

Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra

Mampanembona ah...’zay itan’ny masoko rehetra rehetra

Mahatadidy, lay vatanao misafosafo.

’lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo.

Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n’ kafoM

Tsemboka ny vavako, tsy haiko ’azy kozy tononina

Dia za mino, fa any volana any taona

Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana

Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray.

Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay....



Ref:

tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.

zay f’izy anie tena tia anao

Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...



Ndray andro any ah ry jôba ho tonga eny am’ tanana

Dia haveriko ndray ’lay tsika roa mitambatra hafanana

’Lay teny roa revenao koziko avy ato am-poko

Amin’ lay fiakanjoko indraindray lazaina jiolahim-boto

Ny manodidina matetika manakiana

Tsy quoi zanyf a ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany

Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady

Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady

F’ianao anah, dia za natokana ho an’dry...

Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia

Raha henonao ’ty dia asio fo m’tempo anakiray.

Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay lay kôfboay.



Ref:

tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.

zay f’izy anie tena tia anao

Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...

Partager t-ho any aminao

Commenter t-ho any aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa