4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nahim-po - Salomon



Aoka tsy ho sazy

’Reo hihirako anao

Fa ho tonga ho azy iainako amin’izao  

Aza aolakolaka

Asiana an-kanery

’Ndrao mikendry hamolaka

Ka sasatra sy very  

Tiako izy ho tampoka

Ao am-poko ao

Higohako ny ampoka

Andrasako aminao  

Fa loharano soa

Tovozina tsy lany

No sady fy kokoa

Ny tia ho azy hatrany.

    . Tonony : Haingo

    . Feony : Bessa

    . Mpandrindra : Hary - Bessa - Hery - Kiry



http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Partager nahim-po

Commenter nahim-po

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Salomon