4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Revy milay - Sahedena

REVY MILAY





Tsaroako tsara fahiny izay

ra mbola zaza tokana iray

ny revy rehetra voarara avokoa

any sisa.... ny manidry fo!!!!



fa tsy afaka mivoka eh, dia mihaina rock eh!

mamita ny entimondy avy eo   X 2



REVY MILAY...... REVY MILAY......



Niombo taona taty afara

nianatranatra nifoaka sigara

ny ditra rehetra natao avokoa

nisetrasetra...... sy mafy loha



Dia niaraka nivoka eh NISOTRO TÔka eh!

niaraka nanala azy avy eo!!!!    X2



REVY MILAy.......  REVY MILAY......







SAHEDENA 2009 ....Pouny, Dayo,Ra-el,Andrianina

Partager revy milay

Commenter revy milay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sahedena