4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Saingy tsy foinao - Bessa sy lola

   SAINGY TSY FOINAO

Taiza moa 'zahay Jeso ô!toy izao
Raha nilaozanao noho ireo otanay

Fa hoy ianao hoe
Tsy maintsy hijaly ianao
Ary ho faty nohon'ny ota
Kanefa rehefa afaka hateloana
Dia hitsangana
Nisy tsy nety nino
Nisy tsy nanampo
Kanjo tanterakao ilay teny

Taiza moa 'zahay Jeso ô!toy izao
Raha nilaozanao noho ireo otanay
Saingy tsy foinao Jeso ô! izahay
Fa navotanao hody soa indray

Vita izay ny avotra
Ary tontosa ny famonjena
Tsy naharesy ilay maherinay
Ny fahafatesana
Nefa mbola malemy
Sy kanosa izahay
Mbola tsy sahy mijoro
Ka todiho sy jereo

Partager saingy tsy foinao

Commenter saingy tsy foinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite