4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lamasinina - Rleba

Iny ny lamasinina!

mandedeha tsy manina

midonatsetroka izy ambony ambany koa mitaralila an!an!(x2)

mandady lamasinina,tampotevan'izy mamita lalana iny

ho tonga tsy ho ela any amoritsiraka any eh!

Rehefa mba nandalo tamin'ny tsiafajavon'izy tany anivotany

tanaty torna ilay malalany any

any atsinana any izany(X2)


Partager lamasinina

Commenter lamasinina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rleba