4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny angidina - Rija ramanatoanina

Miriorio foana ny angidina
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any

Vola no mahambe rehareha
Ka mazana
Jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka f'andeha
No impiry lavaka tsy mba mandeha

Fiverenana:
Kendreo zay ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso anjara ka voa

Harena sy voninahitra rendrarendra
Tsy hita hivala_parana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana

fiverenana

Partager ny angidina

Commenter ny angidina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija ramanatoanina