4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Masoandro mody - Ricky

Masoandro mody

masoandro mody eny andrefa-tanana e
tao fahatsiarovana
tsy ho hainao fafana e !
ny hiran'ny fony
tsy mahasaraka anao iny
antsoiny fa tsy foiny ireo mozikanao eeeeeeee
aza mbola fafana aloha ireo tantara taloha
fa ho antaontsika hira e
sarisary ao ampo
malai-misaraka e
izay tia no adala e
tsy asintsika raraka eee
lasa hira fivavaka e !

masoandro mody mbola hiverina eo rahampitso
ilay mozika fanafody
ny adiady tsy mba mandiso
namela olatra e
ireny tantara e
tadidiny fony na ratsy io na tsara e!
na hirodana aza izao tontolo izao!
tsy ho voafafa mihitsy hoy aho ireo tantarampitiavanao

ho ataony hirahira e
ho ataony sarisary
na any andakira ianao antsoiny aminy azary

izay tia no adala e!
na ho any andakira
na ho any andakira ianao
antsoiko am hira e
izay tia no adala e
izay tia no adala e

Partager masoandro mody

Commenter masoandro mody

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ricky