4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola ho lavitra - Resistance in 9



-na teo aza ireo dingana sarotra,nandalovana tamin’ny lalana
Mbola tsy kivy,fa mitraka fona,satria manana anao
-nankahery sy niahy,tamin’izay rehetra natao
Nefa mino aho,fa ianao anilako eo

Ref:
-mbola ho lavitra ny dia,Zay ho diavina ……
ka mila,tolo-tanana,avy aminao
-saina,fo fanahy,no mitempo iray
Tsy ho kivy,tsy ho ketraka

-Ho soritako ny lalako,
Fa mbola mazana ny dingana,betsaka ny sakana tsy ho fatako
-mila miatrika,mila mijoro,mila mitraka
Am-poko foana ny fanantenana
-ny fikirizako atrizay,
Nitolona,niafy ny mangidy,fa mbola vonona atrany
-na mbola ho lavitra azan y dia
Ny tananao no ankahery,mba tsy ho kivy amin’ny ezaka efa vita
-ny tanjona dia iray ihany
Ny zava-bita atrizay,tsy ho zava-poana kifeko milay
-ka mila tolo-tanana avy aminao
Satri ianao ilay pamindra fo,nahatonga ahy toy izao

-anolo-tena aho anio nohon’ny fisaorako anao
Nomenao saina matsilo,tsy kivy ami’izay atao
Talenta mihavosa,tanjonay tontosa
Ny herinao miasa,mozikanay hiroso
-Reo/nahita natsapa nandre
Izay minia mangarika dia tapi-dalan-kaleha
-Ka aleo,fifinoana tsy avela igoragora
Fitiavana fanantenana no etinay mijoro
-Rei izahay,9 fa natambatra ho iray
Fisaorana mihavosa no indro atolotray
-Dia tairo mba tolory Tanana ity revy ity
Ireo fankahalana anain’ny maro mba soloy fitia

Ref:
-mbola ho lavitra ny dia,Zay ho diavina ……
ka mila,tolo-tanana,avy aminao
-saina,fo fanahy,no mitempo iray
Tsy ho kivy,tsy ho ketraka

-Nengarika ny fahombiazana
Na dia nikiry aza ny atazana ireo vidy-katsemboana nofafazana
-hatrizay
Lavo ny lesoka
Finiavana anosika ny drafitra natsangana,/kanefa
-tsy maty ny tolona izay nitoetra tao anaty
Na dia betsaka aza ireo pandrava efa
-akiniko aminao ray ny lalanay rehetra
Fa ity tany ty mantsy tsy mba ilaina setrasetra

-tsy ho kivy,fa mbola mitraka fona
Satria mbola ho lavitra,ny lalana ho diavina
-fanantena,atao mitoetra foana ao an-doha
Satri eo ianao anankinan-doha/mandrakizay doria

Partager mbola ho lavitra

Commenter mbola ho lavitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Resistance in 9