4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maraina vaovao - Redona

Antenao fa mbola hisy ny maraina vaovao

Hanonerana ny lasa izay nalaina taminao

Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana

Manan-tsaina izay hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana



Raha ririnina ny andro dia mihintsana ny ravina

Zary resy ny tontolo maizin-dalàna ho diavina

Nefa ao ny lohan-taona izay handimby sy hisolo

Hampitrebona indray ireo voary niongom-bolo

Partager maraina vaovao

Commenter maraina vaovao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Redona