4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Razery - Razilina

Ahoana hoy aho Razery ilay valin-taratasy

Izay nalefako ho anao, fa mba ilaiko valin-teny

Ny foko izay nifidy, sady efa voakilasy

Te hanambatra fitiavana, amin’ ny fonao raha toa ka ekeny



Fa raha fitia teritery, dia indro mankarary

Ndrao dia halaky tonta, ho tonga zezika fanary

Fa ianao no mihevera, sy manaova teny miera

Izaho anie ka tsy mba vera, ka ho vaky raha azera



Razery ! Razery ! aza anaovanao fangalam-piery

Razery ! Razery ! jereo ’ty foko manirery

Razery ! mba tombatombano

Tombatombano kely ô Razery ity mason-jorery.

Partager razery

Commenter razery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Razilina