4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mistery - RAV'N

MISTERY
Tsy hay ny hieritreritra
Ireo làlana nodiavina
Nefa na ratsy na tsar
Efa lasa

Tsy hay ny hamisavisa
Ireo fotoana niarahana
Nisy ratsy nisy ny soa
Nosomparan’ny fahafatesana

REF: Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik’ilay Mistery
Tantara iray vaovao

Ny fahafatesan Mistery
Fiainana ihany nefa miery
Fiainana any ambadika any
Fiainana lavitry ny tany

Izay ny fiainana iainana any
Fiainana hafa tsisy talaho
Fiainan’ireo maty rehetra
Fiainana tsy misy fetra

REF: Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik’ilay Mistery
Tantara iray vaovao

Partager mistery

Commenter mistery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAV'N