4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsotra - RAPADANGO

Boto kely ny nofo sy rà tsy anjely

Fa afaka mivelatra amin\\’izay tiany fa tsy tery

Tsy hoe elah tsy inona Pierra kely eo de mi-frime

Mabakabaka amin\\’ity bilan-tahon-kifafa asitrika anaty jean

Tsotra tsy inona tsy be crime tsy be frime

Hambohim-po ny sandry nisy fa napirimina

Toky tsy midika inona toky mody fika iny

Rap feeling hametraka profo azo tsapain-tanana f\\’inona

Ny andromerika\\’ izaho mitehi-kiho miandry azy

Hifampitady amin\\’izay misaoty vavahady milaza azy ho cascade

Kibay an-kelika k\\’hoe tsy miady tsy miady

Tax Bota mipoka mipeka mpiondana mpanala azy

(Tax Bota no mivazo eo)

Partager tsotra

Commenter tsotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAPADANGO