4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ikaky sy neny - Rambao

IKAKY SY NENY

Adinoy ary apetraho amin’izay

F’efa mahatsiaro izahay, e he he

Ataovy toy ny rano efa niraraka ireny

O ry ikaky sy neny e e

Zanakareo no miantso

Zay mba mamoa d’efa matsatso

Koa indreto izahay re fa tonga hiangavy anareo

Mba avelao ireo lasa adinoy hatreo

Aza dia kobonina hifono sao mamono.



Vao tevana be no miandry anay any

O ry kaky sy Neny i i

Omeo hery izahay ary koa tsofy rano

Mba tsy hidiran’angano o o

Lala-mahintsy no hombanay.

Partager ikaky sy neny

Commenter ikaky sy neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rambao