4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sao ianao manantena - Raimbl

Hatrizay toe ny masoandro
ka variana teo ianao
Kilalao iasan'andro
no nihainana tao

Sao ianao manatena :ref
mbola misy no omena
Sao ianao manatena
ny ho avy jerena


tapitra eo ny hazavana
tonga saina irery ianao
Haizim-pito tsisy hazavana
Ireo sakaiza efa nandao

Nitsiky ianao
tsy nitomany fantatrao fa resy ianao
Hatrizay teo nymasoandro
ka vavarian irery ianao

sao ianao mantena;;

Partager sao ianao manantena

Commenter sao ianao manantena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raimbl