4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambirano - RAH-CKIKY

Tsy mila formol izaho rehefa maty e !

Ny bandin’I Sambirano tsy mba mety mantsina e!

Ny fasako mivoha ho azy tsy mila angady e!

Izaho koa tsy mila fiara fa tonga dia mandeha



Koa aza manjononjonotra ry mpamangy e!

Fa revy be ny andro androany tsy fiandrasam-paty

Ireo volam-pamangiana hoa hataovy tsaky e!

Dia antsoy mpiandry omby hanapoaka japy



Ref:  Efa azokoazoko tsindrimandry e!

        Azoko tsindrimandry ilay daty e!

        Saingy mbola tsy vita ny calendrier misy an’io

        Fa rehefa tonga io mivoaka radio sy télé, tadidio



        Fa rehefa maty aho mivoaka gazety sy @ revendicate

        Amidin’dry Zety, eny @ Midi sy Tribune sy l’Express



Ilay bokotra mainty kely iny ataovy mena

Rehefa misonan’andrina malahelo

Ireo dité be ronono sy kafé sy ny pain beurré

Soloy Esme e! soloy Esme e!

Soloy Esme e! soloy Esme e!



Ref:Efa azokoazoko tsindrimandry e!

        Azoko tsindrimandry ilay daty e!

…………………………………………



Aza adino ‘lay micro ‘zay nafarako anao hatr@ ela be ô! Ô!

Aza adino ‘lay micro

Aza adino! Aza adino! Aza adino

Partager sambirano

Commenter sambirano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite