4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamosibosika - RAH-CKIKY

Sao dia ataon’ialahy hoe mafy ady

Sao dia ataon’ialahy hoe poerapoera

Sao dia ataon’ialahy hoe mampirafy e! (Diso tiako indry marina mafy e!)

Sao dia ataon-dry hoe lany vatsy (vodi-tsobika aza manan-tandrify )



Sao dia ataonao hoe mafy ady (zaho ô bandy mitady)

Sao dia ataon’ialahy hoe poerapoera (zaho ô, zaho tsy saofera!)

Sao dia ataon-dry hoe mampirafy e! (Tiako tiako indry marina mafy e!)

Sao dia ataon-dry hoe lany vatsy (vodi-tsobika aza manan-tandrify )



Izaho tsy mihira na diso tafa na mi-délire

Izaho miantsa sady minotsoka e! mamosibosika e! manositosika e!



Izaho tsy mihira na diso tafa na mi-délire

Izaho miantsa sady minotsoka e! mamosibosika e! manositosika e!



Sao dia ataon’ialahy hoe lamba tataka (zaho ô, zaho tsy mangataka)

Sao dia ataon’ialahy hoe zaho mitamby (ay ay aya, ty mavandy e!)

Fomban-tsarety ny mandeha aloha

Fomban’amboa ny mivoavoa

Glaoby ny tany mihodina ihany

Ndao tsika handihy ndao tsika hiFaly

Mikatra ambony ianao izaho miloso

Midina ambany ianao zaho mijotso

Mandeha mody ianao tsy tamana

Sûr tongava soa fa izaho tsy mitana e!

Partager mamosibosika

Commenter mamosibosika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite