4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lanin'ny requin - RAH-CKIKY

iza àry io, vehivavy mipetraka eo ambony toram-pasika io?

iza àry io, fa hitako efa reraka sy mivaha lohalika io?

inona àry io valio aho, io rà miforetaka @ ziponao io?

inona àry valio hoa izaho ity rà mitete tsy mijanona mandeha

Fa inona mihintsy ary no nataonao teny @ laplazy eny?

nefa io ranomasina io dia diso fantatrao fa masiaka bibin'azy



ref:sa lanin'ny requin ve ny fe

      dia mitate rà be!!



inona àry no ataoko e, izaho tsy sahy manainga ny ziponao

nefa toa mampiahiahy hoe inona marina no nahatonga izao rà be izao

ianao mangata-maso aminahy, miandrandra fa hamono tena

ianao ihany koa mahafatifaty be ka tara aminao mihintsy mihintsy aho e!!





ref:sa lanin'ny requin ve ny fe

      dia mitate rà be!!

      voadidin'ny requin ve ny fe

      dia mitate rà be

Partager lanin'ny requin

Commenter lanin'ny requin

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite