4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Boite postale - RAH-CKIKY

Ummh Ray ô aiza ho aiza ny lalana hahazoako miakatra any e!

Izay lalovako eto @ ny tanana mpiatsara ivelatsihy, bevaka sy be vinany e!

Ray ô, tsisy elakelantrano izay manitsy hiakarako any aminao mihitsy ve any e!

Efa leo aho ka mitomany

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!

Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba sana e!

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!

Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba sana e!

Fa mba hono ho’a aiza ho aiza ao @ baiboly no mba misy ilay numéron’ny boîte postale misy anao?, hanoratako sao mba misy  debout, fantatro fa tsisy ho an’ny gasy ho’a ny sezan’ny fiaranao

Fa ny sasany @ireo mantsy, mandeha miangona fa tsy mivavaka akory, tsy manaraka ny Anao, fa mahasosotra, mahasosotra ahy daholo

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!

Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba sana e!

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!

Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba marina e!

O aza ariana zaho, aza ariana zaho, na jiolahimboto be toy izany e!  

O aza ariana zaho, aza ariana zaho,mararin-ndhopitaly e!  

Miseho milay ramanahirana!!!

Allahkbar

Allelouiah, Allelouiah hossana

Allelouiah, Allelouiah Amen.

Amen, Amen. Heyii.

Partager boite postale

Commenter boite postale

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite