4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Autorisation - RAH-CKIKY

Mbola tsy nomenao azy foana hoa ‘lay autorisation

Na dia efa be dia be ‘reo vazo tafavory nentiko nitory

Efa nandaniako @ mille sy amina millions

Toa vao mainka koa ry zareo manorisory sy mahasosotra ahy daholo!

Fa izy anie raha nangakak’io eny am-pahendrena

Saingy mbola baraingo anaty lohako ao nahoana no fefena

Fa zavatra efa volin’ilay Nahary nomeny anahy mba ho reveko,  ho revana

Avelao izy mba ho autorisé

Ataovy fifanekena



Ref: Mivalo aho ô!

Avelay raha tsy vitako ô!

Fa omeo aty hoa (omeo aty ‘lay autorisation!)

Omeo aty ‘ty raha ity (avelao ho tan-dalàna io ô!)

Mivalo aho ô!

Avelay raha tsy vitako ô!

Fa omeo aty maître a (omeo aty ‘lay autorisation!)

Omeo ilay autorisation (avelao ho tan-dalàna io ô!



Fa izy anie raha nangataka an’io tsy ho eny @ 13 mai

Fa izy anie raha nangataka an’io tsy hitondra banderoles e!

Fa izy anie raha nirevy an’io tsy nanompa député, ny assemblée!

Avelao izy ho autorisé,

Omeo azy laissez passez

Olombelona indray ankehitriny no tady hanangana lalàna

@ ireto zava-boaarin’ny Nahary ‘zay nomeny ho hanjakana

Tsy paoma anie leiroa izy io zalahy ka voaozona ho voarara, ho voarara!

Fa naizany na tsy izany ve maditra ka avelao ho tan-dalàna



Ref: Mivalo aho ô!

Avelay raha tsy vitako ô!

.............................

Partager autorisation

Commenter autorisation

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite