4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Amboletra - RAH-CKIKY

Nojerijereny izaho dia nobanjininy

Notohofany ity molotro e ! avy eo izaho nofihininy!

Ny atiati-vavako rehetra

No nanaovanaovany ahy amboletra

Noteritereny sy noforforseny (noforforseny!)



Dia nanomboka nivadibadika aza ny fijeriny

Hoa! Kay ve izaho mihintsy no  tadiaviny ho alainy an-keriny!

Fa na ny fiantso azy aza toa mbola tsy haiko akory

Tsy haiko intsony na katsaka na voanjobory



Fa rehefa nanontaniako izy

Dia tsapako fa mbola ankizy!



Fa maninona mihintsy hoa izaho no tena tianao be?? (revenao be!?)

Izy no namaly ahy nitsiranoka ny rara-kiviny

Fa ‘lay masonao menamena be io no (tena) ni-attirer



Gagagaga ihany aho raha nihaino an’izany io io io!

Na saika ho halako aza izy, tiako avy hatrany

Ka teny masina no voalaza

Sy navoakan’ity vavan-jaza

Nony avy eo iny izaho

Potika sy tena rava









Ref: Izy dia tia e!

        Izy tia ahy e!

        Saingy izy miforcer

        Izy tia ahy e!



        Fa iny zaza iny dia tia e! (Izy)

        Fa iny zaza iny  tia ahy e!(Izy)

        Saingy io zaza io miforcer

        Sady manabird e!












Partager amboletra

Commenter amboletra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite