4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Te ho any aminao - RABOUSSA

Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an’dry
Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty.
M’sora, dia somary lasalasa vinany
Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany
Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra
Mampanembona ah...’zay itan’ny masoko rehetra rehetra
Mahatadidy, lay vatanao misafosafo.
’lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo.
Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n’ kafoM
mifandipatra ny lelako tsy haiko ’azy kozy tononina
Dia za mino, fa any volana any taona
Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana
fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao
de hirahira sisa no mety ambarako aminao
Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray.
Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay....

Ref:
tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.
zay f’izy anie tena tia anao
Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...

Ndray andro any ah ry jôba ho tonga eny am’ tanana
Dia haveriko ndray ’lay tsika roa mitambatra hafanana
dia asinao sento milaza avy ty tsy mety ho lany
ataoko tsapanao zany fitiavana zany
’Lay teny roa revenao koziko avy ato am-poko
Amin’ lay fiakanjoko indraindray lazaina jiolahim-boto
Ny manodidina matetika manakiana
Tsy quoi zanyf a ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany
Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady
Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady
F’ianao anah, dia za natokana ho an’dry...
Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia
fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao
de hirahira sisa no mety ambarako aminao
Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray.
Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay....

Ref:
tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo.
zay f’izy anie tena tia anao
Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...

Partager te ho any aminao

Commenter te ho any aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RABOUSSA