4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ratsy tafaray - Raboussa

an tranomaizina no toerana hiantoerany hatrizay

na ny fianany aza de hita fa somary mahamay

ny fiainany manontolo de hita fa ho rava

satria izy mianakvy tsy mba manana am bombava

fianakaviana mampalahelo no mba fianakavin izy izay

fianakaviana angamba tena ratsy tafaray

noho ny tsy fahampina angamba no nahatonga izany s

sa noho ny volon kodiny somary matroka noho ny tany

telo mirahalahy izy samy tsisy mianatra intsony

ny ahavelomany lesy dia ny mivarotra rongony

satria mantsy izy izay

dia zaza tsisy ray  

angamba fantany lesy ra baina mpitsoka kitay

ny reniny indray aloha dia mandravandravaky ny alina

nefa ny zokiny aza mbola manenjika bala

mamely tena irery fa tsy miraharaha ireto ankizy

ka raha mba milaza noana de lazainy fa kirizy

tsisy vola izao hozy fa andeha ny entana varotana

mivarotra vinany no mba azony niavotana

azo lazaina fa io no tena fiveloman milay

amin izy telo mitsamy de tsisy tsy mandray

angamba izany no tena ...

...Ratsy tafaray lesy ry tssamy

ny anatiny mangidy ny azy tsy maba misy mamy

f efa tena ratsy tafaray lesy ry tsamy

tsy afaka mitraka fa mihosina @ tany

ratsy tafaray lesy ry tsamy

hoe mba rahoviana ihany vao hivadika ny lasa eto an tany

ratsy tafaray lesy ry tsamy

indray andro tonga ny hosika nisava ny tanana

dia eo izy telo mitsama vao mody mihanahana

f izy rehetra tamin zay no sendra tao antrano

ka tratra tao daholo ireo zava maha mamo

kona iray harona sy espece misatroka

ireo no nahatonga ny fiainany ho matroka

satria dimy taona be izao no sazy miandry azy

tsy rarahiny izany f izy koa mpanal azy

na dia hitany aza ny fiainay fa efa tena latsaka an kay

tsisy fika sa natsara fa de .. ...ratsy tafaray

[ranomaso sisa no hitantsika eny @ tavany]

t@voalaohany tsapany fa fijaliana tena nitomany

satria na indray mande ary izy mbola tsisy nanati kanina

kanefa ny haferam binany

mitohy hatrany hatrany

le kofy noay koa

mahita lalana ambanin ny tany

de tsy tapitra akory ny sazy dia efa nivoaka ny fonja

nahita bizna milay t@sosy kely monja

saingy vao tafavaoka izy dia efa maty hono rabofy

maty tsy mba namela lova lesy na mba namela sosy

maty irery tao an trano tsy mba nisy mpitomany

izy telo mitsama mifanena hatrany hatrany

any am ponja fa tsia aiza mety ho gaga angamba ianao

izy mitsama koa kay nahita kandra vaovao

dia ny filaisona vam sy ny famakiana trano

kinanjo tratra ny ilay nofa be miseho tsy ho kamo

dia teo izy vao tonga saina fa rva ny fiainanay

izy mianakavy kay le...

ratsy tafaray....................

......................

ratsy lesy izany rahatra izany

ho hitan la izy eny amin ny lalana mangina

ho foana ny haizina hitsiky ny tany

zany aho hikozy ny tantaran la tantara eny @ tanana  tsy

haiko lesy no mitantara fa za voadona mafy tany anaty

nahita azy mianakavy voadona fefa ratsy

zany lesy no fiainan ilay faritra iva

maraina mandrapahariva

maizina hatramin ny farany tsy misy fanantenanamandrakizay

vahoaka feno t....

izy mianakavy telo mianaka efatra hatrami ny ra bofy

voadona mafy voadaka ny fiainan la fa tsy misy sosy

mitaraina mitalao rahoviana ihany vao hiova lesy le

fiainana eto an tany fa ny ahy ry tsamy de rp mandrakzay

ho an ny mponkona ambani ny tanyfa ny ahy ry tsamy ilay iray avy eny an nosibe

misolotena olombelona be dia be

te hivoaka amin ny haizina hiditra @ hazavana

ho tarafin ny taratra ho mparadisan ny tanana

amin izany lesy le ratsy tafaray indray no mivoaka ho mpandresy mandrakizay doria amen.

Partager ratsy tafaray

Commenter ratsy tafaray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Raboussa